Exodus 34:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy dia niondrika haingana tamin’ny tany ka niankohoka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niondrika tamin’ny tany niaraka tamin’izay i Môizy, dia niankohoka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niankohoka haingana hatreo amin’ny tany i Mosesy mba hitsaoka ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia niondrika faingana tamin'ny tany ka niankohoka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy dia niondrika haingana tamin’ny tany ka niankohoka,
malagasy
Ary Mosesy dia niondrika faingana tamin'ny tany ka niankohoka;