Exodus 35:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary aoka ny manan-talenta rehetra eo aminareo ho avy ka hanao izay rehetra nandidian’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanatona izay rehetra manam-pahaizana aminareo hanao izay rehetra nasain’i Iaveh atao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aoka ny mpahay taozavatra kinga rehetra ao aminareo hivory mba hanatanteraka izay rehetra nodidian’ny TOMPO:
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ny hendry rehetra eo aminareo ho avy ka hanao izay rehetra nandidian'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary aoka ny manan-talenta rehetra eo aminareo ho avy ka hanao izay rehetra nandidian’NY TOMPO,
malagasy
Ary aoka ny hendry rehetra eo aminareo ho avy ka hanao izay rehetra nandidian'i Jehovah: