Exodus 35:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny tabernakely, ny tranolainy, ny rakotra momba azy, ny farangony, ny hazofisaka momba azy sy ny barany ary ny andriny sy ny faladiany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny Fonenana, ny lainy amam-pirakony, ny masom-bolany, ny hazo fisany, ny barany, ny andriny, ny faladiany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny fonena-masina miaraka amin’ny tranolay sy ny rakotra hiaro azy, ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry miaraka amin’ny faladiany;
Malagasy Bible 1865
dia ny tabernakely sy ny lainy sy ny firakony sy ny farangony, sy ny zana-kazony sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny tabernakely*, ny tranolainy, ny rakotra momba azy, ny farangony, ny hazofisaka momba azy sy ny barany ary ny andriny sy ny faladiany,
malagasy
dia ny tabernakely sy ny lainy sy ny firakony sy ny farangony, sy ny zana-kazony sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany,