Exodus 35:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny vata sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana sy ny efitra lamba fanakonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fiara mbamin’ny baony, ny fanaovam-panavotana, ny efitra lamba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Vatamasina sy ny baony ary ny sarony; ny efitra lamba,
Malagasy Bible 1865
ary ny fiara sy ny baony sy ny rakotra fanaovam-panavotana sy ny efitra lamba fanakonana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny vata sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana sy ny efitra lamba fanakonana,
malagasy
ary ny fiara sy ny baony sy ny rakotra fanaovam-panavotana sy ny efitra lamba fanakonana,