Exodus 35:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitoeran-jiro ho fanazavana mbamin’ny fanaka momba azy sy ny jirony ary ny diloilo hatao fanazavana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fanaovan-jiro mbamin’ny fanaka aman-dalampy momba azy, ny diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana miaraka aminy, ny jiro sy ny solika fandrehitra,
Malagasy Bible 1865
ary ny fanaovan-jiro ho fanazavana mbamin'ny fanaka momba azy ary ny lela fanaovan-jirony sy ny diloilo hatao fanazavana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitoeran-jiro ho fanazavana mbamin’ny fanaka momba azy sy ny jirony ary ny diloilo hatao fanazavana,
malagasy
ary ny fanaovan-jiro ho fanazavana mbamin'ny fanaka momba azy ary ny lela fanaovan-jirony sy ny diloilo hatao fanazavana,