Exodus 35:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra ary ny baony, ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona, ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tabernakely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ôtely fandoroan-java-manitra mbamin’ny baony, ny diloilo fanosorana, ny zava-manitra fanembohana, ny varavarana lamba amin’ny fidirana ho ao amin’ny Fonenana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny alitara fandoroana vovo-javamanitra sy ny baony, ny ilomasina fanokanana, ny vovo-javamanitra hodorana, ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana mankao amin’ny fonena-masina;
Malagasy Bible 1865
ary ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra sy ny baony, ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona, ary ny varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny tabernakely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra ary ny baony, ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona, ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tabernakely,
malagasy
ary ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra sy ny baony, ary ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona, ary ny varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny tabernakely,