Exodus 35:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo sy ny harato varahina ho eo aminy ary ny baony sy ny fanaka rehetra momba azy, ary ny koveta sy ny faladiany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny ôtely fanaovan-tsorona dorana mbamin’ny harato varahina aminy, ny baony, ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy amam-paladiany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny alitara fanaovana sorona sy ny makarakarany halimo ary ny baony mbamin’ny fitaovana rehetra miaraka aminy; ny kovetabe sy ny faladiany,
Malagasy Bible 1865
ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy ny harato varahina ho eo aminy sy ny baony ary ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy sy ny faladiany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana manontolo sy ny harato varahina ho eo aminy ary ny baony sy ny fanaka rehetra momba azy, ary ny koveta sy ny faladiany,
malagasy
ary ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana sy ny harato varahina ho eo aminy sy ny baony ary ny fanaka rehetra momba azy, ary ny tavy sy ny faladiany,