Exodus 35:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fefy lamba ho amin’ny kianja, ny andriny sy ny faladiany ary ny vavahady lamba ho eo amin’ny vavahadin’ny kianja,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fefy lamba amin’ny kianja mbamin’ny andriny, ny faladiany ary ny vavahady lamba amin’ny kianja,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny temitry ny kianja miaraka amin’ny andry sy ny faladiany, ny varavarana lamba eo am-bavahadin’ny kianja;
Malagasy Bible 1865
ary ny fefy lamba ho amin'ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany sy ny vavahady lamba ho eo amin'ny vavahadin'ny kianja,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fefy lamba ho amin’ny kianja, ny andriny sy ny faladiany ary ny vavahady lamba ho eo amin’ny vavahadin’ny kianja,
malagasy
ary ny fefy lamba ho amin'ny kianja sy ny tsangantsangany sy ny faladiany sy ny vavahady lamba ho eo amin'ny vavahadin'ny kianja,