Exodus 35:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henemana no hanaovanao raharaha, fa ny andro fahafito dia ho masina aminareo, ho tena andro fitsaharana ho an’NY TOMPO; izay rehetra manao raharaha amin’io andro io dia hovonoina ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andro enina no hiasanareo fa ny andro fahafito dia ho andro voatokana eo aminareo, andro fitsaharana amin’ny asa rehetra hankalazana an’i Iaveh. Izay manao taozavatra amin’io andro io dia hohelohin-ko faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
misy andro enina hiasanareo isan-kerinandro, fa ny andro fahafito dia sabata, andro fitsaharana hatokanareo ho an’ny TOMPO. Koa izay olona rehetra manao raharaha amin’io andro io dia hovonoina ho faty.
Malagasy Bible 1865
Henemana no hanaovanao raharaha, fa ny andro fahafito ho masina aminareo, dia tena andro fitsaharana ho an'i Jehovah; izay rehetra manao raharaha amin'izany dia hatao maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henemana no hanaovanao raharaha, fa ny andro fahafito dia ho masina aminareo, ho tena andro fitsaharana ho an’NY TOMPO; izay rehetra manao raharaha amin’io andro io dia hovonoina ho faty.
malagasy
Henemana no hanaovanao raharaha, fa ny andro fahafito ho masina aminareo, dia tena andro fitsaharana ho an'i Jehovah; izay rehetra manao raharaha amin'izany dia hatao maty.