Exodus 35:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo anatrehan’i Mosesy ny fiangonana, dia ny Israely manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nirava avy eo anatrehan’i Môizy ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandao an’i Mosesy ny vahoaka israelita rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia niala teo anatrehan'i Mosesy ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo anatrehan’i Mosesy ny fiangonana, dia ny Israely manontolo.
malagasy
Dia niala teo anatrehan'i Mosesy ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra.