Exodus 35:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona rehetra izay nanana lamba manga, volomparasy, jaky, lamba rongony fotsy madinika, volon’osy, hoditr’ondrilahy voaloko mena ary hoditra trozona, dia nitondra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra nanana jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika, volon’osy, hoditr’ondralahy voasoka mena, ary hodi-dogaona, dia samy nitondra avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo rehetra nanana volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, rongony madinika, na volon’osy, na hoditr’ondry miloko mena na hoditra mafy ihany koa dia samy nitondra ny azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra izay nanana manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika sy volon'osy sy hoditr'ondrilahy efa nomenaina ary hodi-takasy dia nitondra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona rehetra izay nanana lamba manga, volomparasy, jaky, lamba rongony fotsy madinika, volon’osy, hoditr’ondrilahy voaloko mena ary hoditra trozona, dia nitondra ireo.
malagasy
Ary ny olona rehetra izay nanana manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika sy volon'osy sy hoditr'ondrilahy efa nomenaina ary hodi-takasy dia nitondra azy.