Exodus 35:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vehivavy rehetra nanan-talenta ka nazoto am-po dia namoly volon’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vehivavy rehetra izay voatariky ny fo mazoto sady nanam-pahaizana dia namoly volon’osy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa vehivavy kinga hafa nazoto namoly volon’osy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vehivavy rehetra izay nampahazotoin'ny fony tamin'ny fahendrena dia namoly ny volon'osy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vehivavy rehetra nanan-talenta ka nazoto am-po dia namoly volon’osy.
malagasy
Ary ny vehivavy rehetra izay nampahazotoin'ny fony tamin'ny fahendrena dia namoly ny volon'osy.