Exodus 35:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loholona dia nitondra ny vato berila sy ny vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda sy ho amin’ny saron-tratra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny loholona kosa nitondra vato berila ary vato fandatsaka an-tranontranony hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo lehiben’ny vahoaka israelita kosa nitondra ny vato berila sy ny vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe,
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholona nitondra ny vato beryla sy ny vato halatsaka an-tranontranony ho amin'ny efoda sy ho amin'ny saron-tratra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loholona dia nitondra ny vato berila sy ny vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda sy ho amin’ny saron-tratra,
malagasy
Ary ny loholona nitondra ny vato beryla sy ny vato halatsaka an-tranontranony ho amin'ny efoda sy ho amin'ny saron-tratra,