Exodus 35:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny zava-manitra sy ny diloilo hatao fanazavana sy ho amin’ny diloilo fanosorana ary ho amin’ny ditin-kazo mani-pofona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zava-manitra aman-diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro sy ny diloilo fanosorana ary ny zava-manitra mamerovero.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’ny ilomanitra sy ny solika hatao amin’ny jiro sy ho an’ny ilomasina fampiasa amin’ny fanokanana ary ny vovo-javamanitra hodorana.
Malagasy Bible 1865
ary ny zava-manitra sy ny diloilo hatao fanazavana sy ho amin'ny diloilo fanosorana ary ho amin'ny ditin-kazo mani-pofona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny zava-manitra sy ny diloilo hatao fanazavana sy ho amin’ny diloilo fanosorana ary ho amin’ny ditin-kazo mani-pofona.
malagasy
ary ny zava-manitra sy ny diloilo hatao fanazavana sy ho amin'ny diloilo fanosorana ary ho amin'ny ditin-kazo mani-pofona.