Exodus 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mampirehitra afo amin’ny andro Sabata any amin’izay rehetra itoeranareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin’ny andro sabata.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na aiza na aiza honenanareo, dia tsy azonareo atao na dia ny mandrehitra afo aza amin’ny andro sabata.
Malagasy Bible 1865
Aza mampirehitra afo amin'ny andro Sabata any amin'izay rehetra itoeranareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mampirehitra afo amin’ny andro Sabata any amin’izay rehetra itoeranareo.
malagasy
Aza mampirehitra afo amin'ny andro Sabata any amin'izay rehetra itoeranareo.