Exodus 35:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely: Indro, efa notononin’NY TOMPO anarana i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Môizy tamin’ny zanak’i Israely: «Aoka ho fantatrareo fa i Beseleela, zanak’i Orì, zanak’i Hora, amin’ny fokon’i Jodà, no efa nofidin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: –Jereonareo fa nofidin’ny TOMPO i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely: Indro, efa notononin'i Jehovah anarana Bezalila, zanak'i Ory, zanak'i Hora, avy amin'ny firenen'i Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Mosesy tamin’ny Zanak’Israely: Indro, efa notononin’NY TOMPO anarana i Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda,
malagasy
Ary hoy Mosesy tamin'ny Zanak'Isiraely: Indro, efa notononin'i Jehovah anarana Bezalila, zanak'i Ory, zanak'i Hora, avy amin'ny firenen'i Joda,