Exodus 35:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka efa nofenoiny fanahin’Andriamanitra, mba hananany talenta sy fahiratan-tsaina ary fahalalana ny amin’ny taozavatra samihafa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofenoin’ny fanahin’Andriamanitra izy, dia fahendrena amam-pahiratan-tsaina ary fahaizana hanao asa samihafa isan-karazany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nofenoiny ny Fanahiny mba ho tena kinga sy marani-tsaina, ka mahalala ny haitao isan-karazany:
Malagasy Bible 1865
ka efa nofenoiny fanahin'Andriamanitra, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka efa nofenoiny fanahin’Andriamanitra, mba hananany talenta sy fahiratan-tsaina ary fahalalana ny amin’ny taozavatra samihafa,
malagasy
ka efa nofenoiny fanahin'Andriamanitra, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa,