Exodus 35:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
toy ny famolavolana asa kanto, ny fiasana volamena sy volafotsy ary varahina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hainy ny manao vinavinan’asa, ny miasa volamena sy volafotsy ary halimo,
Malagasy Bible 1865
dia ny hamoron-tsaina hanao asa kanto, sy ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
toy ny famolavolana asa kanto, ny fiasana volamena sy volafotsy ary varahina,
malagasy
dia ny hamoron-tsaina hanao asa kanto, sy ny hiasa volamena sy volafotsy ary varahina,