Exodus 35:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fanamboarana vato alatsaka an-tranontranony sy ny fandrafetana hazo, hanaovana izay asa kanto samihafa rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny misokitra vato halatsaka an-tranontranony, ny mandrafitra hazo ary ny mahavita ny asa samihafa rehetra ilam-pahaizana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mandidy ny vatosoa sy mandrafitra azy, ny manao sokitra ny hazo, izany hoe hainy atao ny asa kanto samihafa.
Malagasy Bible 1865
ary ny hamboatra vato halatsaka an-tranontranony sy ny handrafitra hazo, hanaovana izay asa kanto samy hafa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fanamboarana vato alatsaka an-tranontranony sy ny fandrafetana hazo, hanaovana izay asa kanto samihafa rehetra.
malagasy
ary ny hamboatra vato halatsaka an-tranontranony sy ny handrafitra hazo, hanaovana izay asa kanto samy hafa rehetra.