Exodus 35:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’ny fiangonana, dia ny Israely manontolo, i Mosesy hoe: Izao no teny izay nandidian’NY TOMPO hotanterahina:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra i Môizy ka nanao hoe: «Izao no nodidian’i Iaveh hatao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanohy nampita ny baiko avy amin’ny TOMPO ihany i Mosesy ka niteny tamin’ny Israelita tafangona teo nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy niteny tamin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nanao hoe: Izao no teny izay nandidian'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’ny fiangonana, dia ny Israely manontolo, i Mosesy hoe: Izao no teny izay nandidian’NY TOMPO hotanterahina:
malagasy
Ary Mosesy niteny tamin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka nanao hoe: Izao no teny izay nandidian'i Jehovah: