Exodus 35:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
lamba manga, volomparasy, jaky, lamba rongony fotsy madinika ary volon’osy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika, volon’osy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, rongony madinika, volon’osy,
Malagasy Bible 1865
ary manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika, ary volon'osy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
lamba manga, volomparasy, jaky, lamba rongony fotsy madinika ary volon’osy,
malagasy
ary manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika, ary volon'osy