Exodus 35:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
diloilo hatao fanazavana, zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana, sy ny zava-manitra fanembohana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,
Malagasy Bible 1865
sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin'ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
diloilo hatao fanazavana, zava-manitra ho amin’ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,
malagasy
sy diloilo hatao fanazavana sy zava-manitra ho amin'ny diloilo fanosorana sy ho ditin-kazo mani-pofona,