Exodus 35:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary vato berila sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda sy ho amin’ny saron-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
vato berila sy vato fandatsaka an-tranontranony hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vato berila sy vatosoa hafa hatao amin’ny efôda sy ny saron-tratran’ny mpisorombe.
Malagasy Bible 1865
ary vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin'ny efoda sy ho amin'ny saron-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary vato berila sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin’ny efoda* sy ho amin’ny saron-tratra.
malagasy
ary vato beryla sy vato halatsaka an-tranontranony ho amin'ny efoda sy ho amin'ny saron-tratra.