Exodus 36:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ambainy dimy no navitrany ho iray; ary ambainy dimy hafa koa no navitrany ho iray hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navitrana ho iray ny dimy tamin’ireo ambainy ireo, dia navitrana ho iray koa ny dimy sisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy; avy eo dia nataony toy izany koa ny dimy hafa.
Malagasy Bible 1865
Ambainy dimy navitrany ho iray; ary ambainy dimy koa navitrany ho iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ambainy dimy no navitrany ho iray; ary ambainy dimy hafa koa no navitrany ho iray hafa.
malagasy
Ambainy dimy navitrany ho iray; ary ambainy dimy koa navitrany ho iray.