Exodus 36:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tadivavarana dimampolo no nataony teo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no nataony teo amin’ny sisin’ny ambainy izay amin’ny iray efa voavitrana hafa koa; ary nifandray ny tadivavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tadivavarana dimampolo no natao tamin’ny ambainy voalohany; ary tadivavarana dimampolo koa tamin’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa, ka mifanandrify hatrany ireo tadivavarana ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy tadivavarana dimampolo tamin’ny sisin’ny vitrana tsirairay, ka nifanandrify tamin’ny laharan’ny tadivavarana teo amin’ny vitrana iray mifanila aminy.
Malagasy Bible 1865
Tadivavarana dimam-polo no nataony teo amin'ny ambainy iray, ary tadivavarana dimam-polo koa no nataony teo amin'ny sisin'ny ambainy izay amin'ny anankiray efa voavitrana koa; ary nifandray ny tadivavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tadivavarana dimampolo no nataony teo amin’ny ambainy iray ary tadivavarana dimampolo koa no nataony teo amin’ny sisin’ny ambainy izay amin’ny iray efa voavitrana hafa koa; ary nifandray ny tadivavarana.
malagasy