Exodus 36:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao farango volamena dimampolo izy ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia jaigrafy volamena dimampolo no natao hampifanakambana ireo ambainy ireo, ka voatambatra ho iray ihany ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanamboatra farango volamena dimampolo ry zareo mba hanakambanany ny vitrana tsiroaroa, dia voatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin'ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao farango volamena dimampolo izy ka nakambany tamin’ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.
malagasy
Ary nanao farango volamena dimam-polo izy, ka nakambany tamin'ny farango ny ambainy, dia voakambana ho iray ny tabernakely.