Exodus 36:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina sisa kosa dia hakambana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny dimy tamin’ireo ambainy ireo no nakambana manokana, ary ny enina sisa no nakambana manokana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natambany ho vitrana iray aloha ny lamba temitra dimy, avy eo dia nataony toy izany koa ny enina hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina sisa kosa dia hakambana.
malagasy
Ary navitrany ny ambainy dimy hikambana, ary ny ambainy enina kosa hikambana.