Exodus 36:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao farango varahina dimampolo izy hampikambana ny lay ho iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jaigrafy varahina dimampolo no natao hanakambana ny lay manontolo ho iray ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanamboatra farango halimo dimampolo ry zareo mba hampikambana ny lay ho iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao farango varahina dimam-polo izy hampikambana ny lay ho iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao farango varahina dimampolo izy hampikambana ny lay ho iray.
malagasy
Ary nanao farango varahina dimam-polo izy hampikambana ny lay ho iray.