Exodus 36:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny hazofisaka akasia ho amin’ny tabernakely izy, dia tsangankazo akasia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natao koa ny hazo fisaka momba ny Fonenana; hazo fisaka tamin’ny hazo akasià, natao mitsangana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy hazo fisaka namboariny tamin’ny hazo mimôzà, ka natsangany mba hitondra ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny hazofisaka akasia ho amin’ny tabernakely izy, dia tsangankazo akasia.
malagasy
Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin'ny tabernakely izy.