Exodus 36:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao faladiany volafotsy efapolo izy, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nombana ny faladiany volafotsy efapolo, faladia roa tao ambanin’ny isan-kazo fisaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niaraka tamin’ny faladia volafotsy efapolo, ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao faladiany volafotsy efapolo izy, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
malagasy
Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo.