Exodus 36:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao hazofisaka enina izy ho eo amin’ny lafiny andrefana izay eo aorianan’ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hazo fisaka enina no natao amin’ny faran’ny Fonenana lafiny andrefana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho an’ny lafiny andrefana izay eo ivohon’ny fonena-masina dia hazo fisaka enina no nataony,
Malagasy Bible 1865
Ary nanao zana-kazo enina ho eo amin'ny lafin'ny tabernakely andrefana izy, izay eo ivohony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao hazofisaka enina izy ho eo amin’ny lafiny andrefana izay eo aorianan’ny tabernakely.
malagasy
Ary nanao zana-kazo enina ho eo amin'ny lafin'ny tabernakely andrefana izy, izay eo ivohony.