Exodus 36:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy hazofisaka valo sy ny faladiany volafotsy avy, izany hoe faladia enina amby folo; faladia roa avy no ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy koa hazo fisaka valo samy nanana ny faladiany volafotsy, dia faladia enina ambin’ny folo, faladia roa avy, ambanin’ny isan-kazo fisaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ny lafiny ivohon’ny fonena-masina dia nisy hazo fisaka valo sy faladiany volafotsy 16, ka faladia roa avy isaky ny hazo fisaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy zana-kazo valo sy ny faladiany volafotsy; dia faladia enina ambin'ny folo: faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy hazofisaka valo sy ny faladiany volafotsy avy, izany hoe faladia enina amby folo; faladia roa avy no ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay.
malagasy
Ary nisy zana-kazo valo sy ny faladiany volafotsy; dia faladia enina ambin'ny folo: faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo iray.