Exodus 36:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hazo akasia no nataony barany: Dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia natao ny barany tamin’ny hazo akasià, dimy ho an’ny hazo fisaka amin’ny lafin’ny Fonenana iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy nihazona ny hazo fisaka tamin’ny lafiny iray tamin’ny fonena-masina,
Malagasy Bible 1865
Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray amin'ny tabernakely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hazo akasia no nataony barany: Dimy no ho amin’ny hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely,
malagasy
Ary hazo akasia no nataony barany: dia dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray amin'ny tabernakely,