Exodus 36:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan’ny hazofisaka ka hahatratra ny farany roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny barany afovoany nahatratra ny tendrony roa amin’ny lavan’ny hazo fisaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny barany afovoany dia nampandalovina teo ampisasahan’ny haavon’ny hazo fisaka, ary nataony nahatakatra ny sisiny an-daniny roa amin’ny fonena-masina.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan'ny zana-kazo ka hahatratra ny farany roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan’ny hazofisaka ka hahatratra ny farany roa.
malagasy
Ary nanao ny barany afovoany izy, ho afovoan'ny zana-kazo ka hahatratra ny farany roa.