Exodus 36:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny efitra lamba dia nataony miloko manga, volomparasy, jaky ary rongony fotsy madinika voatenona; kerobima, asan’ny mpanenona mahay, no nataony sorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny efitra lamba dia natao tamin’ny Jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika mihasina, nosoratana sarin-kerobima: asa-mpanenona mahay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpahay taozavatra no nanao ny efitra lamba iray tamin’ny rongony mafy nifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, noravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary ny efitra lamba dia nataony manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, ary kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no nataony sorany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny efitra lamba dia nataony miloko manga, volomparasy, jaky ary rongony fotsy madinika voatenona; kerobima*, asan’ny mpanenona mahay, no nataony sorany.
malagasy
Ary ny efitra lamba dia nataony manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina, ary kerobima, asan'ny mpanenona mahay, no nataony sorany.