Exodus 36:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takelaka volamena ny lohany sy ny farango hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaovana andriny dimy mbamin’ny faraingony avy io varavarana lamba io, ary voapetaka takela-bolamena ny koronosin’ireo mbamin’ny anjaka itohizany, ary varahina ny faladiany dimy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namboarina koa ny andry dimy hitondra ny efitra lamba sy ny fantsika hanantonana azy eo. Ny lohan’ny andry sy ny anjany dia samy norakofana takela-bolamena avokoa; fa natao halimo kosa ny faladiany dimy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takela-bolamena ny lohany sy ny anjaka hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takelaka volamena ny lohany sy ny farango hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.
malagasy
Ary ny andriny dimy sy ny fihantonany dia nataony koa, ary nopetahany takela-bolamena ny lohany sy ny anjaka hitohizany; ary ny faladiany dimy dia nataony varahina.