Exodus 36:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho: Nitovy refy ny ambainy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valo amby roapolo hakiho no halavan’ny ambainy iray ary efatra hakiho no sakany; mitovy avokoa ny haben’ny ambainy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitovy refy avokoa ny lamba temitra rehetra, ka 14 metatra ny lavany, ary roa metatra ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho: nitovy ohatra ny ambainy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny halavan’ny ambainy iray dia valo amby roapolo hakiho* ary ny lambanan’ny ambainy iray dia efatra hakiho: Nitovy refy ny ambainy rehetra.
malagasy
Ny halavan'ny ambainy iray dia valo amby roa-polo hakiho; ary ny lambanan'ny ambainy iray dia efatra hakiho: nitovy ohatra ny ambainy rehetra.