Exodus 37:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny latabatra tamin’ny hazo akasia koa izy; roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo akasià koa no nanaovany ny latabatra: roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy latabatra namboarina tamin’ny hazo mimôzà, ka nirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny latabatra tamin'ny hazo akasia izy: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny latabatra tamin’ny hazo akasia koa izy; roa hakiho* ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony.
malagasy
Ary nanao ny latabatra tamin'ny hazo akasia izy: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony.