Exodus 37:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nopetahany takelaka volamena tsy miharo izy io sady nasiany sisiny volamena manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nopetahany takela-bolamena madio koa izy, ary nasiany tanjo-miolaka volamena manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norakofana takela-bolamena madio izany, sady nasiana sisiny volamena manodidina.
Malagasy Bible 1865
Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, sady nasiany koronosy volamena manodidina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nopetahany takelaka volamena tsy miharo izy io sady nasiany sisiny volamena manodidina azy.
malagasy
Ary nopetahany takela-bolamena tsara izy, sady nasiany koronosy volamena manodidina azy.