Exodus 37:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany sisiny iray vody voampelatanana manodidina azy, ary io sisiny io nanaovany tanjo-miolaka volamena manodidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io.
Malagasy Bible 1865
Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina.
malagasy
Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina.