Exodus 37:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eo akaikin’ny sisiny no nisy ny mason-drojo ho fitoeran’ny bao hilanjana ny latabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao akaikin’ny sisiny ny masom-bola hidiran’ny bao hitondrana ny latabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao teo akaikin’ny fehivavany ny haba ka nampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.
Malagasy Bible 1865
eo akaikin'ny sisiny no nisian'ny vava vola ho fitoeran'ny bao hilanjana ny latabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eo akaikin’ny sisiny no nisy ny mason-drojo ho fitoeran’ny bao hilanjana ny latabatra.
malagasy
eo akaikin'ny sisiny no nisian'ny vava vola ho fitoeran'ny bao hilanjana ny latabatra.