Exodus 37:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy hilanjana ny latabatra ka nopetahany takelaka volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny bao dia nataony tamin’ny hazo akasià nopetahana volamena; izany no nitondrana ny latabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo mimôzà no nanaovana ny bao roa, izay norakofana takela-bolamena; ary ireo no nilanjana ny latabatra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny bao tamin'ny hazo akasia izy, hilanjana ny latabatra, ka nopetahany takela-bolamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy hilanjana ny latabatra ka nopetahany takelaka volamena.
malagasy
Ary nanao ny bao tamin'ny hazo akasia izy, hilanjana ny latabatra, ka nopetahany takela-bolamena.