Exodus 37:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy rantsany enina tamin’ny ilany roa, dia rantsany telo tamin’ny fitoeran-jiro amin’ny ilany iray, ary rantsana telo tamin’ny fitoeran-jiro amin’ny ilany iray hafa koa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rantsany enina no teo an-daniny roa; ny rantsany telo amin’ny fanaovan-jiro dia tao amin’ny laniny iray; ary ny rantsany telo amin’ny fanaovan-jiro dia tao amin’ny laniny iray hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasiana rantsana enina nivoaka avy amin’ny tahobeny, ka samy telo an-daniny avy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy sampany enina tamin'ny ankilany roa, dia sampany telo tamin'ny fanaovan-jiro amin'ny ankilany iray, ary sampany telo tamin'ny fanaovan-jiro amin'ny ankilany iray koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy rantsany enina tamin’ny ilany roa, dia rantsany telo tamin’ny fitoeran-jiro amin’ny ilany iray, ary rantsana telo tamin’ny fitoeran-jiro amin’ny ilany iray hafa koa;
malagasy
Ary nisy sampany enina tamin'ny ankilany roa, dia sampany telo tamin'ny fanaovan-jiro amin'ny ankilany iray, ary sampany telo tamin'ny fanaovan-jiro amin'ny ankilany iray koa;