Exodus 37:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nopetahany takelaka volamena tsy miharo tao anatiny sy teo ivelany; ary nasiany sisiny volamena manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nopetahany takela-bolamena madio ny atiny sy ny ivelany, nasiany tanjo-miolaka volamena ny manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norakofan’i Betsalela takela-bolamena madio ny atiny sy ny ivelany, ary nasiany sisiny volamena manodidina.
Malagasy Bible 1865
ary nopetahany takela-bolamena tsara tao anatiny sy teo ivelany; ary nasiany koronosy volamena manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nopetahany takelaka volamena tsy miharo tao anatiny sy teo ivelany; ary nasiany sisiny volamena manodidina.
malagasy
ary nopetahany takela-bolamena tsara tao anatiny sy teo ivelany; ary nasiany koronosy volamena manodidina.