Exodus 37:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo amin’ny fitoeran-jiro dia nisy foto-boniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo amin’ny tahon’ny fanaovan-jiro nisy ravim-boniny efatra miendrika vonin’amandia, bokony sy voniny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ilay tahobeny kosa dia nisy felam-boninkazo efatra miendrika felam-paiso miaraka amin’ny bokony sy ny voniny.
Malagasy Bible 1865
Ary teo amin'ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo amin’ny fitoeran-jiro dia nisy foto-boniny efatra natao tahaka ny vonin’ny amanda, mbamin’ny bokony sy ny voniny,
malagasy
Ary teo amin'ny fanaovan-jiro dia nisy vodi-voniny efatra natao tahaka ny vonin'ny amygdala, mbamin'ny kiboriny sy ny voniny,