Exodus 37:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny bokony sy ny rantsany dia niray taminy avokoa; izy rehetra dia natao vongana iray tamin’ny volamena iray tsy miharo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iray amin’ny fanaovan-jiro ireo bokony aman-drantsany, fa vongam-bolamena an-tefy iray ihany, volamena madio, no nanaovana azy rehetra manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitambatra ho iray ihany tamin’ny sisa rehetra ny boko sy ny rantsana, ary samy volamena madio avokoa izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny kiboriny sy ny sampany dia niray taminy avokoa; natao indray mivofy tamin'ny volamena tsara izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny bokony sy ny rantsany dia niray taminy avokoa; izy rehetra dia natao vongana iray tamin’ny volamena iray tsy miharo.
malagasy
Ny kiboriny sy ny sampany dia niray taminy avokoa; natao indray mivofy tamin'ny volamena tsara izy rehetra.