Exodus 37:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony tamin’ny volamena tsy miharo ny jirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volamena madio avokoa no nanaovany ny lalampy fito sy ny hetin-jirony, ary ny fitoeran-davenon-jirony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namboarina ny jiro fito sy ny tandra ary ny fitoeran-davenon-jiro, ka samy natao volamena madio avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ny lela fanaovan-jirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony tamin'ny volamena tsara izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony tamin’ny volamena tsy miharo ny jirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony.
malagasy
Ary nanao ny lela fanaovan-jirony fito sy ny hetin-jirony sy ny fitoeran-davenon-jirony tamin'ny volamena tsara izy.