Exodus 37:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Volamena tsy miharo, talenta iray, no nanaovany azy io mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Volamena madio talenta iray no lany nanaovana ny fanaovan-jiro mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vongam-bolamena madio telopolo kilao no nampiasaina nanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy.
Malagasy Bible 1865
Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Volamena tsy miharo, talenta* iray, no nanaovany azy io mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.
malagasy
Volamena tsara talenta iray no nanaovany azy mbamin'ny fanaka rehetra momba azy.