Exodus 37:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasiany mason-drojo volamena roa teo ambanin’ny sisiny ka nataony teo amin’ny zorony efatra ireo ho fitoeran’ny bao hilanjana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany masom-bolamena roa teo ambanin’ny tanjo-miolaka amin’ny rirany roa; nataony teo an-daniny roa ireo, hidiran’ny bao hitondrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haba volamena roa avy no napetany teo ambanin’ny sisiny sady nataony tamin’ny zorony efatra, ka nampidirana bao mba hilanjana ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Ary nasiany vava volamena roa izy teo ambanin'ny koronosiny, ka nataony teo amin'ny zorony efatra ireo ho fitoeran'ny bao hilanjana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasiany mason-drojo volamena roa teo ambanin’ny sisiny ka nataony teo amin’ny zorony efatra ireo ho fitoeran’ny bao hilanjana azy.
malagasy
Ary nasiany vava volamena roa izy teo ambanin'ny koronosiny, ka nataony teo amin'ny zorony efatra ireo ho fitoeran'ny bao hilanjana azy.