Exodus 37:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hazo akasia no nanaovany ny bao ka nopetahany takelaka volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hazo akasià, nopetahany volamena, no nanaovany ny bao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, ary norakofana takela-bolamena.
Malagasy Bible 1865
Ary hazo akasia no nanaovany ny bao, ka nopetahany takela-bolamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hazo akasia no nanaovany ny bao ka nopetahany takelaka volamena.
malagasy
Ary hazo akasia no nanaovany ny bao, ka nopetahany takela-bolamena.Ary nanao ny diloilo fanosorana masina izy, sy ny zava-manitra manetona madio, asan'ny mpangaroharo zava-manitra.